Salamo 9:4 MG1865

4 Fa efa nitsara ahy Hianao ka nanome ahy ny rariny; mipetraka eo amin'ny seza fitsaranao Hianao ho Mpitsara marina.

Vakio ny toko manontolo Salamo 9

Jereo Salamo 9:4 amin'ny teny manodidina.