Salamo 9:5 MG1865

5 Efa nanarinao mafy ny jentilisa, efa naringanao ny ratsy fanahy, ny anarany efa nokosehinao ho faty mandrakizay doria.

Vakio ny toko manontolo Salamo 9

Jereo Salamo 9:5 amin'ny teny manodidina.