Salamo 90:1 MG1865

1 Fivavak'i Mosesy, lehilahin'Andriamanitra. Tompo ô, efa fonenanay hatramin'ny taranaka rehetra Hianao.

Vakio ny toko manontolo Salamo 90

Jereo Salamo 90:1 amin'ny teny manodidina.