Salamo 97:7 MG1865

7 Aoka ho menatra izay rehetra manompo sarin-javatra voasokitra sy miarahaba tena ny amin'ny andriamani-tsi-izy; Miankohofa eo anoloan'i Jehovah ianareo andriamanitra rehetra.

Vakio ny toko manontolo Salamo 97

Jereo Salamo 97:7 amin'ny teny manodidina.