Salamo 97:8 MG1865

8 Ziona mandre ka faly; Ary ravoravo ny zanakavavin'i Joda Noho ny fitsaranao, Jehovah ô.

Vakio ny toko manontolo Salamo 97

Jereo Salamo 97:8 amin'ny teny manodidina.