10 Ny zanany haringanao tsy ho eo amin'ny tany, ary ny taranany tsy ho eo amin'ny zanak'olombelona;
11 Fa nikasa hanisy ratsy anao izy, ka namoron-kevi-dratsy fa tsy nahefa.
12 Fa hampiamboho azy ianao; ny tsipìkanao no ikendrenao ny tavany.
13 Misandrata amin'ny herinao, Jehovah ô, hihira sy hankalaza ny herinao izahay.